Boky faharoan'i Samoela 18:9
Ary Saoly hatramin’ izany andro izany dia nangarika an’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Saul eyed David from that day and forward.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 18
Cross References
Genesis 31:2Ary hitan’ i Jakoba ny tarehin’ i Labana, fa indro tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha izy.
Ecclesiastes 4:4Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin’ ny fifampialonan’ ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.
Mark 7:22ny fieremana, ny lolom-po, ny fitaka, ny fijejojejoana, ny maso ratsy, ny fitenenan-dratsy, ny avonavona, ny fahadalana:
James 5:9Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan’ ny varavarana.