Bokin'ny Genesisy 35:13
Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin’ ilay niresahany taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And God went up from him in the place where he talked with him.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Genesis 11:5Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo, izay nataon’ ny zanak’ olombelona.
Genesis 18:33Dia lasa nandeha Jehovah, rehefa vita ny teny nataony tamin’ i Abrahama; ary Abrahama niverina ho any amin’ ny fonenany.
Judges 13:20Ary raha niakatra ho amin’ ny lanitra ny lelafo avy teo amin’ ny alitara, dia niakatra teo anatin’ ny lelafo avy teo amin’ ny alitara Ilay Anjelin’ i Jehovah. Ary nijery izany Manoa mivady, ka dia niankohoka tamin’ ny tany.