Bokin'ny Genesisy 35:21
Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr’ i Migdaledera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Israel journeyed, and spread his tent beyond the tower of Edar.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Micah 4:8Ary ianao, ry tilikambon’ ny andiany’. Tendrombohitr’ i Ziona zanakavavy, Aminao no ho tonga izany, eny, ho tonga ny fanapahana voalohany, Dia ny fanjakan i Jerosalema zanakavavy.