Bokin'ny Genesisy 36:2
Esao naka vady tamin’ ny zanakavavin’ ny Kananita, dia Ada, zanak’ i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak’ i Ana, zanakavavin’ i Zibona Hivita,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary izao no taranak’ i Esao (Edoma izany):
3ary Basemata, zanakavavin’ Isimaela sady anabavin’ i Nebaiota.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 9:25Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny rahalahiny izy.
Genesis 27:46Ary hoy Rebeka tamin’ Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin’ ny Hetita; raha maka vady amin’ ny zanakavavin’ ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin’ ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko?
Genesis 36:25Ary izao no zanak’ i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin’ i Ana.