bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:21
Bokin'ny Genesisy 36:21
sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ ny Horita, dia ny taranak’ i Seïra, tany amin’ ny tany Edoma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom.
In Context
20Ary izao no zanakalahin’ i Seïra Horita, izay nonina tany amin’ ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana
22Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin’ i Lotana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 36:21