Bokin'ny Genesisy 36:39
Ary maty Bala-hanana, zanak’ i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
38Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
1 Chronicles 1:50Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba.