Bokin'ny Genesisy 40:13
Ato anatin’ ny hateloana dia hasandratr’ i Farao ianao ka hampodiny ho ao amin’ ilay nipetrahanao; dia hanolotra ny kapoakan’ i Farao ho eo an-tanany ianao tahaka ilay fanao fahiny, fony ianao mpitondra kapoakany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Ary hoy Josefa taminy: Izao no heviny: Ny sampany telo dia hateloana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 40
Cross References
Genesis 40:19Ato anatin’ ny hateloana dia hasandratr’ i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin’ ny hazo ianao) dia hohanin’ ny vorona ny nofonao.
Psalms 3:3Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin’ Andriamanitra izy. [Sela.]