Bokin'ny Genesisy 42:2
Dia hoy koa izy: Indro, efa reko fa misy vary any Egypta; andeha midìna any ianareo, ka mividia ho antsika, mba ho velona isika, fa tsy ho faty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’ i Josefa mba hividy vary tany Egypta.
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Genesis 43:2Ary rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.
Genesis 43:8Ary hoy Joda tamin’ Isiraely rainy: Ampandehano hiaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika ka tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa.
Psalms 118:17Tsy ho faty aho, fa ho velona Ka hitory ny asan’ i Jehovah.
Matthew 4:4Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman’ ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan’ Andriamanitra.