bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 49 › Bokin'ny Genesisy 49:12
Bokin'ny Genesisy 49:12
Mangamanga ny masony azon’ ny divay ary fotsy ny nifiny azon’ ny ronono.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His eyes shall be red with wine, and his teeth white with milk.
In Context
11Mamatotra ny borikiny tanora eo amin’ ny tahom-boaloboka izy. Ary ny zanaky ny borikivaviny eo amin’ ny tahom-boaloboka tsara; nanasa ny fitafiany tamin’ ny divay izy, ary ny akanjony tamin’ ny ram-boaloboka.
13ZEBOLONA, ao amoron-dranomasina no honenany, dia ao amoron-dranomasina fitodian-tsambo; ary ny sisin-taniny hifanolotra amin’ i Sidona.
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 49:12