Genesis 49:13
ZEBOLONA, ao amoron-dranomasina no honenany, dia ao amoron-dranomasina fitodian-tsambo; ary ny sisin-taniny hifanolotra amin’ i Sidona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Mangamanga ny masony azon’ ny divay ary fotsy ny nifiny azon’ ny ronono.
14ISAKARA dia boriky henjana, mandry eo anelanelan’ ny vala;
Cross References
Genesis 30:20Ary hoy Lea: Efa nanome anjara soa ho ahy Andriamanitra; amin’ izao vao hitoetra amiko ny vadiko, fa efa niteraka zaza enin-dahy ho azy aho; dia nataony hoe Zebolona ny anarany.
Joshua 19:10Ary ny loka fahatelo dia azon’ ny taranak’ i Zebolona isam-pokony; ary ny faritanin’ ny lovany dia hatrany Sarida,