Bokin'ny Genesisy 5:21
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’ i Enoka, dia niteraka an’ i Metosela izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Enoch lived sixty and five years, and begat Methuselah:
In Context
20Ary ny andro rehetra niainan’ i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5