bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 8 › Bokin'ny Genesisy 8:3
Bokin'ny Genesisy 8:3
Ary nihena niandalana niala tamin’ ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the waters returned from off the earth continually: and after the end of the hundred and fifty days the waters were abated.
In Context
2Ary tampina ny loharanon’ ny lalina sy ny varavaran’ ny lanitra, ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.
4Dia nipetraka teo amin’ ny tendrombohitra any Ararata ny sambo-fiara tamin’ ny andro fahafito ambin’ ny folo tamin’ ny volana fahafito.
Read all of Bokin'ny Genesisy 8
Cross References
Genesis 7:11Tamin’ ny andro fahafito ambin’ ny folo tamin’ ny volana faharoa tamin’ ny fahenin-jato taona niainan’ i Noa, tamin’ izany andro izany dia nipoitra ny loharano rehetra amin’ ny lalina lehibe, ary nivoha ny varavaran’ ny lanitra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 8:3