Bokin'i Isaia 13:12
Dia hataoko ho saro-tadiavina mihoatra noho ny volamena tsara ny olombelona, eny, noho ny tena volamena avy any Ofira aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will make a man more precious than fine gold; even a man than the golden wedge of Ophir.
In Context
Cross References
1 Chronicles 1:23sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana.
Psalms 137:9Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin’ ny harambato.
Isaiah 10:19Ary ho vitsy ny hazo sisa any an’ alany, ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.
Isaiah 24:6Ary noho izany dia ozona no mandevona ny tany, ary ny mponina ao dia valiana noho ny helony, sady voadotra ny mponina amin’ ny tany ka dia olona vitsy foana no sisa ao.