Bokin'ny Salamo 137:9
Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin’ ny harambato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Happy shall he be, that taketh and dasheth thy little ones against the stones.
In Context
8Ry Babylona zanakavavy izay efa resy, Sambatra izay mamaly anao Araka izay nataonao taminay.
Read all of Bokin'ny Salamo 137
Cross References
Isaiah 13:16Ary ny zanany madinika hotorotoroina eo imasony; Ny tranony hobaboina, ary ny vadiny hosavihina.