The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 13 › Bokin'i Isaia 13:16

Bokin'i Isaia 13:16

Ary ny zanany madinika hotorotoroina eo imasony; Ny tranony hobaboina, ary ny vadiny hosavihina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Their children also shall be dashed to pieces before their eyes; their houses shall be spoiled, and their wives ravished.

In Context

15Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon’ ny sabatra.

17Indro, hamporisihiko hamely azy ny Mediana, izay manao ny volafotsy tsy ho zavatra ary tsy mankamamy ny volamena.

Read all of Bokin'i Isaia 13

Cross References

Psalms 137:9Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin’ ny harambato.

Lamentations 5:11Nosavihina ny vehivavy tao Ziona ary ny virijina tao amin’ ny tanànan’ ny Joda.

Nahum 3:10Nefa na izy aza dia lasa, eny, lasan-ko babo; Ny zanany madinika koa notorotoroina teny an-joron-dalambe rehetra eny; Ny olo-malazany nanaovany filokana, Ary ny lehibeny rehetra nogadrana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 13:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 13:15Bokin'i Isaia 13Bokin'i Isaia 13:17 →