bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 16 › Bokin'i Isaia 16:13
Bokin'i Isaia 16:13
Izany no tenin’ i Jehovah nataony fahiny ny amin’ i Moaba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the word that the LORD hath spoken concerning Moab since that time.
In Context
12Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin’ ny fitoerana avo. Ary mankao amin’ ny fitoerany masìna mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy.
14Ary ankehitriny koa Jehovah miteny hoe: Amin’ ny telo taona, tahaka ny taonan’ ny mpikarama, dia ho tsinontsinona ny voninahitr’ i Moaba, na dia betsaka aza ny vahoakany; ary izay sisa dia ho vitsy, eny, ho vitsy foana, fa tsy ho maro.
Read all of Bokin'i Isaia 16
Cross References
Isaiah 44:8Aza matahotra na mangovitra ianareo; Tsy efa nampandre anareo hatramin’ ny fahiny va Aho ka nanambara taminareo? Eny, ianareo no vavolombeloko; Misy Andriamanitra afa-tsy Izaho va? Tsia, tsy misy Vatolampy, tsy hitako izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 16:13