Isaiah 24:21
Ary amin’ izany andro izany dia any an-danitra no hamalian’ i Jehovah ny antokon’ ny lanitra, ary etỳ an-tany kosa ny mpanjakan’ ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 149:6Aoka hisy fanandratana an’ Andriamanitra eo am-bavany Sy sabatra roa lela eny an-tànany,
Isaiah 10:25Fa rehefa afaka vetivety, dia hitsahatra ny fahavinirana, ary ny fahatezerako dia handringana azy kosa.
Isaiah 25:10Fa hipetraka amin’ ity tendrombohitra ity ny tànan’ i Jehovah, ary Moaba hohosihosena ao amin’ izay itoerany, dia tahaka ny fanosihosena ny mololo miavosa amin’ ny rano ao am-pahitra;
Ezekiel 38:1Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Ezekiel 39:5Eny an-tsaha no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny, hoy Jehovah Tompo.