The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 38 › Bokin'i Isaia 38:21

Bokin'i Isaia 38:21

Ary hoy Isaia: Makà ampempan’ aviavy, ary apetaho amin’ ny vay izany, mba ho sitrana izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For Isaiah had said, Let them take a lump of figs, and lay it for a plaister upon the boil, and he shall recover.

In Context

20Jehovah efa vonona hamonjy Ahy, Ka dia hitendry ny lokangako ao an-tranon’ i Jehovah izahay Amin’ ny andro rehetra iainanay.

22Ary hoy Hezekia: Inona no famantarana fa hiakatra ao an-tranon’ i Jehovah aho?

Read all of Bokin'i Isaia 38

Cross References

Mark 7:33Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin’ ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin’ ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 38:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 38:20Bokin'i Isaia 38Bokin'i Isaia 38:22 →