bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 51 › Bokin'i Isaia 51:21
Bokin'i Isaia 51:21
Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo tsy amin-divay:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore hear now this, thou afflicted, and drunken, but not with wine:
In Context
20Ny zanakao-lahy efa reraka, ka miapokapoka eny an-joron-dalambe rehetra eny izy, tahaka ny diera ao anatin’ ny fandrika harato eny, tahaka ny olona rakotry ny fahatezeran’ i Jehovah sy ny teny mafy ataon’ Andriamanitrao.
22Izao no lazain’ i Jehovah Tomponao, dia Andriamanitrao, Izay mandaha-teny ho an’ ny olony: Indro, esoriko eny an-tananao ny kapoaka mampiraikiraiky, dia ny kapoaka gobilian’ ny fahatezerako; Tsy hisotroanao intsony iny,
Read all of Bokin'i Isaia 51
Cross References
Isaiah 51:17Mifohaza, mifohaza, mitsangana, ry Jerosalema ô, izay efa nisotro ny kapoaky ny fahatezerana avy tamin’ ny tànan’ i Jehovah; eny, ny kapoaka gobilia mampiraikiraiky dia efa nisotroanao, ka notrohinao mbamin’ ny faikany.
Lamentations 3:15Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 51:21