Epistily nosoratan'i Jakoba 2:21
Tsy nohamarinina tamin’ ny asa va Abrahama razantsika tamin’ ny nanaterany an’ isaka zanany teo ambonin’ ny alitara?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Was not Abraham our father justified by works, when he had offered Isaac his son upon the altar?
In Context
20Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?
22Hitanao fa niara-niasa tamin’ ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ ny asa;
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 2
Cross References
Genesis 22:9Ary rehefa tonga teo amin’ ny tany izay efa nolazain’ Andriamanitra taminy izy, dia nanorina ny alitara teo Abrahama ka nandahatra ny kitay; dia namatotra an’ i Isaka zanany izy ka nametraka azy tambonin’ ny alitara teo ambonin’ ny kitay.
Joshua 24:3Dia naka an’ i Abrahama razanareo avy tany an-dafin’ ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an’ Isaka ho zanany.
Isaiah 51:2Eny, tsarovy Abrahama rainareo sy Saraha, izay niteraka anareo; fa fony mbola tokana izy, dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko.
Matthew 12:37Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.
Luke 1:73Dia ny fianianana izay nianianany tamin’ i Abrahama razantsika,
Luke 16:30Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin’ ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.