bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 20 › Bokin'i Jeremia 20:15
Bokin'i Jeremia 20:15
Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin’ ikaky nanao hoe: Tera-dahy ianao! Ka nahafaly azy indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Cursed be the man who brought tidings to my father, saying, A man child is born unto thee; making him very glad.
In Context
14Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan’ ineny ahy!
16Aoka Izany lehilahy izany ho toy ny tanàna izay noravan’ i Jehovah ka tsy nanenenany; Ary aoka izy handre fitarainana nony maraina sy akoralava nony mitataovovonana,
Read all of Bokin'i Jeremia 20
Cross References
Genesis 21:5Ary efa zato taona Abrahama, raha niteraka an’ i Isaka zanany izy.
Luke 1:14Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin’ ny hahaterahany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 20:15