Bokin'i Jeremia 36:17
Ary Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny nanoratanao izao teny rehetra izao avy tamin’ ny vavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they asked Baruch, saying, Tell us now, How didst thou write all these words at his mouth?
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 36
Cross References
John 9:10Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan’ ny masonao?
John 9:26Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao?