Filazantsara araka an'i Jaona 9:10
Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan’ ny masonao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore said they unto him, How were thine eyes opened?
In Context
9Hoy ny sasany: Izy ity, fa hoy ny sasany: Tsia, fa tahaka azy ihany; ary hoy kosa izy: Izaho no izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 9
Cross References
Mark 4:27ka matory sy mahatsiaro isan’ alina sy isan’ andro; ary ny voa dia mitsimoka ka maniry, nefa tsy fantany ny faniriny
John 9:15Ary ny Fariseo koa nanontany azy izay nahiratan’ ny masony. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.
John 9:26Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao?