Bokin'i Jeremia 48:4
Rava Moaba, ny madinika ao dia mamoaka fitarainana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moab is destroyed; her little ones have caused a cry to be heard.
In Context
3Injay! misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!
Read all of Bokin'i Jeremia 48
Cross References
Numbers 21:27Izany no nanaovan’ ny mpanao oha-teny hoe: Midìra ao Hesbona ianareo; aoka hamboarina sy hatao mafy ny tanànan’ i Sihona;
Psalms 137:9Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin’ ny harambato.