Bokin'i Jeremia 8:20
Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The harvest is past, the summer is ended, and we are not saved.
In Context
21Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ ny oloko zanakavavy; Misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.
Cross References
Matthew 25:1Ary amin’ izany ny fanjakan’ ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra.
Luke 19:44ary hamongotra anao hatramin’ ny tany mbamin’ ny zanakao ao anatinao, ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin’ ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao.