Bokin'i Joba 12:11
Moa tsy ny sofina va no mamantatra ny teny? Ary tsy ny vava va no manandrana ny hanina?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Doth not the ear try words? and the mouth taste his meat?
In Context
10Izay mitana ny ain’ ny zava-manan’ aina rehetra sy ny fofonain’ ny olombelona rehetra?
12Ao amin’ ny fotsy volo ny fahendrena, ary ny fahela-velona no ahazoam-pahalalana.
Cross References
Job 34:3Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.
Philippians 1:10mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin’ ny andron’ i Kristy ianareo,
1 Peter 2:3raha tàhiny “nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo;”