Bokin'i Joba 15:11
Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin’ Andriamanitra sy ny teny natao aminao amin’ ny fahalemem-panahy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Are the consolations of God small with thee? is there any secret thing with thee?
In Context
10Ny anti-panahy sy ny fotsy volo dia misy ato aminay, eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
12Nahoana no dia entin’ ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,
Cross References
1 Kings 22:24Fa Zedekia, zanak’ i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak’ i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no nialan’ ny Fanahin’ i Jehovah tamiko hiteny aminao?
Job 11:13Raha ampanatrehinao Azy ny fonao, ary atantinao aminy ny tananao,
Job 15:8Isan’ ny mpihevitra teo amin’ Andriamanitra va ianao, ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
Psalms 77:3Tamin’ ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.
2 Corinthians 7:6Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin’ ny nahatongavan’ i Titosy,