Bokin'i Joba 15:12
Nahoana no dia entin’ ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Why doth thine heart carry thee away? and what do thy eyes wink at,
In Context
13Ka miefonefona amin’ Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?
Cross References
Job 17:2Eny, fanesoana tokoa no manodidina ahy, ary tsy maintsy mijery ny filany ady amiko aho.
Proverbs 6:13Izay mami-maso sy manao famantarana amin’ ny tongony Ary manao baiko amin’ ny rantsan-tànany;
Mark 7:21Fa avy ao anatin’ ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan’ ny sain-dratsy, dia ny fijangajangana, ny halatra, ny vonoan-olona, ny fakam-badin’ olona,
Acts 8:22Koa mibebaha amin’ izao haratsianao izao, ka mangataha amin’ ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin’ ny fonao.