Bokin'i Joba 15:27
Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Because he covereth his face with his fatness, and maketh collops of fat on his flanks.
In Context
26Mimaona amin’ ny fahamafian-katoka hamely Azy izy, dia amin’ ny foitran’ ampingany matevina,
Cross References
Deuteronomy 32:15Nihanatavy Jesorona ka namely daka, Efa matavy ianao sady vory nofo no vaventibe, Dia nahafoy an’ Andriamanitra Izay nanao azy izy, Ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy.
Psalms 17:10Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Psalms 73:7Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.
Isaiah 6:10Ataovy adala ny fon’ ity firenena ity, Ary ataovy lalodalovana ny sofiny, Ary ataovy mikimpy ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ary hahalala ny fony, Dia hibebaka izy ka ho sitrana.