Bokin'i Joba 15:26
Mimaona amin’ ny fahamafian-katoka hamely Azy izy, dia amin’ ny foitran’ ampingany matevina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He runneth upon him, even on his neck, upon the thick bosses of his bucklers:
In Context
25Satria naninjitra ny tanany hanohitra an’ Andriamanitra izy Ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.
27Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;
Cross References
Exodus 5:2Fa hoy Farao: Iza moa Jehovah, no hekeko teny handefasako ny Isiraely? tsy fantatro izay Jehovah, ka tsy halefako ny Isiraely.
2 Chronicles 32:13Tsy fantatrareo va izay nataoko, dia izaho sy ny razako, tamin’ ny firenena rehetra tany amin’ ny tany hafa? Moa ireny andriamanitry ny firenena tany amin’ ny tany hafa ireny va nisy nahavonjy ny taniny akory tamin’ iny tanako?
Psalms 18:40Hianao mampisikina ahy hery hiady; aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.