Bokin'i Joba 15:9
Inona no fantatrao, ka tsy mba fantatray koa, na saina azonao, ka tsy ato aminay koa?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
What knowest thou, that we know not? what understandest thou, which is not in us?
In Context
8Isan’ ny mpihevitra teo amin’ Andriamanitra va ianao, ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
10Ny anti-panahy sy ny fotsy volo dia misy ato aminay, eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
Cross References
Job 12:3Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho ianareo aho; Fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
Job 26:3Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka!
2 Corinthians 11:5Fa ataoko fa tsy misy mahalatsaka ahy noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo.