Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:5
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsaka ahy noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I suppose I was not a whit behind the very chiefest apostles.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
1 Corinthians 15:10Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no niara-niasa tamiko.
Galatians 2:6Fa ny amin’ ny olona atao ho manan-daza (na nanao ahoana na nanao ahoana izy dia tsy mampaninona ahy; Andriamanitra tsy mizaha tavan’ olona), izaho tsy nomen’ ireo manan-daza ireo saina na tamin’ inona na tamin’ inona.