The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 21 › Bokin'i Joba 21:25

Bokin'i Joba 21:25

Ary ny anankiray maty amin’ ny fahorian’ ny fanahiny kosa ka tsy mba nanandrana soa akory.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And another dieth in the bitterness of his soul, and never eateth with pleasure.

In Context

24Feno ronono ny fitoeran-drononony, ary vonton-tsoka ny taolany.

26Samy mandry ao amin’ ny vovoka izy roa tonta, ka feno olitra ny tenany.

Read all of Bokin'i Joba 21

Cross References

2 Samuel 17:8Ary hoy kosa Hosay: Hianao mahalala ny rainao sy ny olony, fa olona mahery izy sady masiaka tahaka ny bera very anaka any an-tsaha; ary lehilahy mpiady rainao ka tsy miara-mitoetra amin’ ny vahoaka raha alina.

Job 3:20Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an’ izay latsaka amin’ ny fangidiana?

Job 9:18Sady tsy avelany haka aina akory aho, fa vokisany zava-mangidy.

Job 20:23Halefan’ Andriamanitra ny fahatezerany mirehitra hameno ny kibony; Eny, halatsany aminy toy ny ranonorana izany ho hanina ho azy.

Ecclesiastes 6:2dia olona izay omen’ Andriamanitra vola aman-karena sy voninahitra, ka tsy misy tsy ananany na inona na inona iriny, nefa tsy omen’ Andriamanitra fahefana hihinana amin’ izany izy, fa olon-kafa no homana azy; zava-poana sy ratsy mahory koa izany.

Ezekiel 4:16Ary hoy koa Izy tamiko: Ry zanak’ olona, indro, hotapahiko any Jerosalema ny mofo, tohan’ aina, ka an-danjany amin’ ny fanahiana no hihinanany mofo; ary rano afàtra no hosotroiny amin’ ny fahatahorana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 21:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 21:24Bokin'i Joba 21Bokin'i Joba 21:26 →