Job 21:27
Indro, fantatro ny hevitrareo sy ny saim-petsy amelezanareo ahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, I know your thoughts, and the devices which ye wrongfully imagine against me.
In Context
26Samy mandry ao amin’ ny vovoka izy roa tonta, ka feno olitra ny tenany.
28Fa hoy ianareo: Aiza ny tranon’ ny mpitohatoha? Ary aiza ny lay fitoeran’ ny ratsy fanahy?
Cross References
Job 4:8Araka izay efa hitako, dia izay miasa heloka sy mamafy fahoriana no mijinja izany.
Job 8:3Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?
Job 20:5Dia vetivety foana ny firavoravoan’ ny ratsy fanahy, ary indray mipi-maso monja ny fifalian’ ny mpihatsaravelatsihy?
Job 32:3Ary tamin’ ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan’ ny fahatezerany, satria tsy nahita teny havaliny izy ireo, kanefa nanameloka an’ i Joba.
Psalms 59:4Fa, indro, manotrika hahazo ny aiko izy; miangona hanohitra ahy ny mahery, nefa tsy fahadisoako ary tsy fahotako, Jehovah ô.
Luke 5:22Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?