Bokin'i Joba 21:6
Eny, raha mahatsiaro izany aho, dia raiki-tahotra, sady toran-kovitra ny tenako:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Even when I remember I am afraid, and trembling taketh hold on my flesh.
In Context
5Jereo aho, dia aoka ho talanjona ianareo, ary mitampena vava.
7Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?
Cross References
Psalms 77:3Tamin’ ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.
Psalms 119:120Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
Lamentations 3:20Tsaroan’ ny fanahiko indrindra izany, ka mitanondrika ato anatiko izy.