Bokin'i Joba 27:15
Ny ankohonany sisa dia hasitrik’ Ifahafatesana, ary tsy hisaona azy ny mpitondratenany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Those that remain of him shall be buried in death: and his widows shall not weep.
In Context
16Na dia mahary volafotsy hoatra ny vovoka aza izy ary mahangona fitafiana hoatra ny fotaka,
Cross References
1 Kings 16:3dia, indro, hofongorako Basa sy ny taranany, ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak’ Jeroboama, zanak’ i Nebata.
Psalms 78:64Ny mpisorony lavon-tsabatra, nefa ny mpitondratenan’ ireo tsy nisaona.