The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 28 › Bokin'i Joba 28:27

Bokin'i Joba 28:27

Dia nahita ka nanambara azy Izy; Eny, nanorina azy Izy sady namantatra azy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then did he see it, and declare it; he prepared it, yea, and searched it out.

In Context

26Raha nanao lalana ho an’ ny ranonorana Izy sy lalana halehan’ ny helatry ny kotrokorana,

28Dia hoy Izy tamin’ ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin’ ny ratsy no fahalalana.

Read all of Bokin'i Joba 28

Cross References

Proverbs 8:22Jehovah nahary ahy ho fiandohan’ ny alehany, Ho voalohany amin’ ny asany hatramin’ ny taloha.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 28:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 28:26Bokin'i Joba 28Bokin'i Joba 28:28 →