Bokin'i Joba 28:26
Raha nanao lalana ho an’ ny ranonorana Izy sy lalana halehan’ ny helatry ny kotrokorana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When he made a decree for the rain, and a way for the lightning of the thunder:
In Context
25Ka manendry ny lanjan’ ny rivotra ary mamatra ny rano amin’ ny famarana.
27Dia nahita ka nanambara azy Izy; Eny, nanorina azy Izy sady namantatra azy;
Cross References
Job 36:27Fa mampisavoana ny rano Izy, dia milatsaka ho ranonorana aman-javona izany,
Job 36:32Mifono fahazavana ny tànany, ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony;
Job 37:3Mandefa izany ho eny ambanin’ ny lanitra rehetra Izy, ary ny helatra hatramin’ ny faran’ ny tany.
Job 37:11Ny rahona matevina tambesarany rano, ary ny rahon’ ny helatra dia ampieleziny;
Job 38:27Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?
Psalms 135:7Mampiakatra zavona avy amin’ ny faran’ ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,