Bokin'i Joba 30:14
Toy ny fiditra eo amin’ ny banga lehibe no fihaviny, ka avy ao amin’ ny voarava no imaonany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They came upon me as a wide breaking in of waters: in the desolation they rolled themselves upon me.
In Context
13Mandrava ny lalako sy manararaotra ny andravana ahy izy, nefa ny tenany tsy manan-kamonjy,
Cross References
Job 22:16Izay nesorina alohan’ ny androny, ka nindaosin’ ny riaka ny fanorenany,
Psalms 69:14Fa izaho hivavaka aminao amin’ ny andro fankasitrahana, Jehovah ô, dia aminao, Andriamanitra ô noho ny haben’ ny famindram-ponao; valio aho araka ny hamarinan’ ny famonjenao.