Bokin'ny Salamo 69:14
Fa izaho hivavaka aminao amin’ ny andro fankasitrahana, Jehovah ô, dia aminao, Andriamanitra ô noho ny haben’ ny famindram-ponao; valio aho araka ny hamarinan’ ny famonjenao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady; ary ataon’ ny mpisotro toaka an-kira aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
Psalms 25:18Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra.
Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 42:7Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin’ ny tanin’ i Jordana sy amin’ ireo Hermona ary amin’ ny tendrombohitra Mizara.
Psalms 69:15Afaho amin’ ny fotaka aho, ka aza avela hilentika; vonjeo aho amin’ izay mankahala ahy sy amin’ ny rano lalina.
Psalms 109:3Teny fankahalana no nanodidinany ahy; Ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy.
Psalms 124:4Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;