Bokin'i Joba 36:15
Fa ny fahorian’ ny ory kosa no entin’ Andriamanitra mamonjy azy, Ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He delivereth the poor in his affliction, and openeth their ears in oppression.
In Context
14Ka dia maty raha mbola tanora izy, eny, afaka ny ainy eo amin’ ny olom-betaveta,
Cross References
2 Chronicles 12:8Kanefa ho mpanompony ihany izy, mba hahafantarany ny fanompoana Ahy sy ny fanompoana any amin’ ny fanjakana hafa.
Psalms 72:12Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;