Bokin'ny Salamo 72:12
Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he shall deliver the needy when he crieth; the poor also, and him that hath no helper.
In Context
11Ary ny mpanjaka rehetra hiankohoka eo anatrehany; ny firenena rehetra hanompo azy.
13Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin’ ny malahelo.
Read all of Bokin'ny Salamo 72
Cross References
1 Samuel 22:2Ary izay mahantra rehetra sy izay mpitrosa rehetra ary izay manana alahelo am-po rehetra dia nivory tao aminy, ary izy no tonga mpifehy azy; ka dia tonga tokony ho efa-jato lahy ny tao aminy.
Job 29:12Satria namonjy ny ory izay nitaraina aho sy ny kamboty izay tsy nanan-kamonjy.
Psalms 10:17Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin’ ny mpandefitra; mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao,
Psalms 72:4Hitsara ny olona ory izy sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.
Psalms 102:17Fa Jehovah nanangana an’ i Ziona; Niseho tamin’ ny voninahiny Izy;
Proverbs 29:7Ny marina mihevitra ny adin’ ny malahelo; Fa ny ratsy fanahy tsy hahalala fahendrena.