Bokin'i Joba 37:15
Fantatrao va ny fanamboaran’ Andriamanitra ireny sy ny fampitselatselany ny helatry ny rahony?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Dost thou know when God disposed them, and caused the light of his cloud to shine?
In Context
14Mihainoa izany, ry Joba; Mijanona, ka mba diniho ny fahagagana ataon’ Andriamanitra.
Cross References
Job 28:25Ka manendry ny lanjan’ ny rivotra ary mamatra ny rano amin’ ny famarana.
Job 36:30Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy ary manao ny fanambanin’ ny ranomasina ho firakofany.
Job 38:4Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
Isaiah 40:26Asandrato ny masonareo, ka mijere; Iza no nahary ireny? Izy no mamoaka ny antokony araka ny isany sy miantso azy rehetra amin’ ny anarany avy noho ny haben’ ny fahatanjahany sy ny heriny tsy toha, ka tsy misy diso ireny na dia iray akory aza.