Bokin'i Joba 38:31
Mahavona ny kofehin’ ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Canst thou bind the sweet influences of Pleiades, or loose the bands of Orion?
In Context
30Tonga mafy toy ny vato ny rano, Ary mitambatra ny fanambonin’ ny lalina.
32Mahavoaka ny Mazarota amin’ ny fotoany va ianao? Ary mahatondra ny Bera mbamin’ ny zanany va ianao?
Cross References
Job 9:9Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo,
Amos 5:8Ilay nanao an’ Ikotokelimiadilaona sy ny Telonohorefy, ary mampody ny aloky ny fahafatesana ho maraina sy manamaizina ny andro ho alina, dia ilay miantso ny rano ao an-dranomasina ka mandatsaka azy amin’ ny tany: Jehovah no anarany,