Bokin'i Joba 4:1
Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Eliphaz the Temanite answered and said,
In Context
Cross References
Job 3:1Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
Job 8:1Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe:
Job 22:1Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:
Jeremiah 49:7Ny amin’ i Edoma. Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Tsy misy fahendrena intsony va ao Temana? Very saina va ny olon-kendry? Lany va ny fahendreny?