Bokin'i Joba 40:26
Mahisy tady zozoro amin’ ny orony va ianao, na mahaboroaka ny valanoranony amin’ ny fintana?
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
25Mahasarika ny mamba amin’ ny farango va ianao, na mahafatotra ny lelany amin’ ny mahazaka?
27Hifon-jato amin’ arivo aminao va izy, na hanao teny malefaka aminao?