Bokin'i Joba 40:27
Hifon-jato amin’ arivo aminao va izy, na hanao teny malefaka aminao?
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
26Mahisy tady zozoro amin’ ny orony va ianao, na mahaboroaka ny valanoranony amin’ ny fintana?
28Hanao fanekena aminao va izy? Azonao alaina ho andevonao mandrakizay va izy?