Filazantsara araka an'i Jaona 1:22
Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao? mba hitondranay valiny ho any amin’ izay naniraka anay. Lazainao ho iza moa ny tenanao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
2 Samuel 24:13Ary Gada nankany amin’ i Davida dia nanambara izany taminy ka nanao hoe: Mosary fito taona va no tianao ho tonga aminao eto amin’ ny taninao? Sa handositra telo volana eo anoloan’ ny fahavalonao ianao, fa henjehiny? Sa areti-mandringana hateloana eto amin’ ny taninao? Koa saino sy hevero izay valiny ho entiko miverina any amin’ izay naniraka ahy.