Filazantsara araka an'i Jaona 1:21
Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Ary nilaza marina izy ka tsy nandà, fa hoy ny filàzany: Tsy izaho no Kristy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
Matthew 11:14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Matthew 17:10Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
John 1:25Dia nanontany azy ireo ka nanao taminy hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?