bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 1 › Filazantsara araka an'i Jaona 1:30
Filazantsara araka an'i Jaona 1:30
Izy Ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy avy ao aoriako Izay efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is he of whom I said, After me cometh a man which is preferred before me: for he was before me.
In Context
29Nony ampitso dia nahita an’ i Jesosy avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak’ ondrin’ Andriamanitra, Izay manaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao!
31Ary izaho tsy nahalala Azy; fa mba haseho amin’ ny Isiraely Izy, izany no nihaviako manao batisa amin’ ny rano.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
John 1:15Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 1:30